|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 votsa vava |
| Singan-teny | 2votsa, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6slow of speech.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qui traîne en parlant.
[1.3, 1.8] 8enfant tardif à parler. [1.3] |
| Ohatra |
9 Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro.
[2.558]
|
| Tohi-kevitra | 10malady vava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|